Saina atao zesita fotsiny
© 2010 Laza Baleda & The Voangory Attitude Experience L.T.D
Tamin'ny 26 Désambra lasa teo no tonga nandrotsirotsy ny Gasy Tsy Very teto Montpellier I Aina sy Erick. Nahafinaritra tokoa ny fiarahana satria na dia tsy fampisehoana goavana aza no nataon'izy mianaka dia nahafa-po ny be sy ny maro izany. Indro ary ny sary rehetra tamin'izany ho antsika izay mpakafy.
Laza Baleda
ERICK MANANA & AINA QUACH