Teo ambany fitarihan'ny Pastora HABBERSTAD Rakotondrazaka, Prezidan'ny Sinaoda Europa sy ny Pastora RAKOTOJAONA Eugène, lehiben'ny Fileovana Marseille no nankalazana ny fetin'ny sampana tanora tao amin'ny FLM MONTPELLIER .
Nandritra ny sakafo dia rindran-kira fiderana no nandravahan'ny tanora ny fotoana izay nandraisan'ny Antokom-pihira sy Sekoly Alahady àry ny havana avy amin'ny FLM Marseille anjara ihany koa. Ho tanterina eto tsy ho ela ny resaka nifanaovanay tamin'ireo Ray aman-dreny Mpitandrina, fa indro ny sary rehetra atolotra mialoha.
Laza